COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©RGY 23
Les Etats-Unis, une bonne destination académique.

Les USA parmi les destinations favorites des étudiants malgaches

Les Etats-Unis font partie des cinq pays les plus choisis par les jeunes Malgaches pour aller étudier. La maîtrise de la langue est parfois handicapante mais c’est un blocage tout à fait surmontable selon Raharijaona Rijamamalala, responsable de l’Education USA.

Education USA est un département de l’ambassade américaine qui s’adresse aux jeunes souhaitant poursuivre leurs études aux Etats-Unis. Il accompagne les étudiants gratuitement dès la préparation de leurs dossiers de candidature, préparation aux tests de niveau, recherche des bourses d’études et même jusqu’à l’obtention de VISA.

Les frais de scolarité aux Etats Unis  totalisent au minimum 7000 dollars et peuvent aller jusqu’à 35 000 dollars par an. Cela dépend des établissements et les filières que les étudiants choisissent.

Studio Sifaka · 2022 - 03 - 18 Fandaharana HONO HO AHO - EDUCATION USA

Isan’ireo firenena dimy tian’ny tanora Malagasy andehanana mianatra indrindra i Etazonia.  Tsy mena-mitaha amin’ny lentan’ireo mpianatra avy amin’ny firenena hafa rahateo ny fari-pahaizan’ny mpianatra Malagasy. Ny fifehezana ny teny anglisy matetika no misy lesoka saingy afaka homanina tsara izany raha nambaran’ny tompon’andraikitry ny Education USA, Raharijaona Rijamalala.

Isan’ireo mikarakara ireo tanora maniry ny handrato fianarana ambaratonga ambony any Etazonia ny Education USA izay departemanta iray ao amin’ny masoivoho Amerikana. Mandray an-tanana ireo tanora ireo manomboka amin’ny fisafidianana ireo sekoly, ny fitadiavana vatsim-pianarana, fanomanana ny adina mialohan’ny andehanana any, ny fikarakarana ny antontan-taratasy ilaina, ny Visa sy ny fiomanana rehetra rehefa tonga ny fotoana andehanana. Maimaimpoana avokoa izany fikarakarana izany.

Manomboka amin’ny 7 000 dolara eo izany ary mety hahatratra hatramin’ny 35 000 dolara isan-taona arakaraka ny sekoly hianarana sy ny lalam-piofanana safidiana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter