COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©UNICEF
La négligence des droits des enfants est phénoménale surtout envers les enfants de la rue.

Qu’en est-il des droits des enfants de rue ?

Les enfants de la rue sont considérés comme enfants vulnérables. Ils sont beaucoup plus exposés aux dangers, comme le montre une étude effectuée par PFSCE, une plateforme militant pour les droits des enfants : 5 enfants de rue sur 117 sont victimes de viol et d’harcèlement sexuel, rapporte Adèle Ramamojisoa.

Les parents seuls ne peuvent pas assurer l’accès aux droits fondamentaux, comme le droit à l’alimentation, à la santé, à l’éducation, à la protection. L’Etat a un rôle à jouer ainsi que la société. Mais cela demande aussi de la volonté de la part des enfants et de leurs parents, à accepter le changement.

Studio Sifaka · 2022-03-31 Fandaharana HONO OA

Tsy voaresaka matetika kanefa anisan’ny tokony omen-danja ny zon’ireny ankizy eny amin’ny lalana ireny. Voasokajy ho an’isan’ny marefo ireny ankizy ireny satria betsaka kokoa ny loza mety hahazo azy sy ny endrika tsy fanajana ny zony : zo hanana trano fonenana, ho salama, hianatra sns. Araka ny tatitra nataon’ny fikambanana PFSCE izay vovonana miaro ny zon’ny ankizy, dia 5 tamin’ireo 117 nanaovana fanadihadiana no niharan’ny fanolanana sy herisetra ara-nofo.

Maro ny antony mahatonga ny zon’izy ireny tsy voahaja, mety ilay ankizy mihitsy no tsy te hisitraka ny zony noho ny tahotra sy ny teritery, mety ho avy amin’ny ray aman-dreniny sy ny fiaraha-monina misy azy ihany koa anefa ary indrindra noho ny tsy fahampian’ny fanentanana na fanomezana lalàna ho fiarovana an’izay zo izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter