COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Première réunion des nouveaux membres du bureau du KMF CNOE.

Le KMF CNOE apporte leur regard sur les actualités du moment

4 points ont été évoqués lors du rapport du KMF CNOE effectué  ce 4 Avril, sur la situation actuelle du pays. En premier lieu, la refonte de la liste électorale. C’est le seul moyen garantissant une élection crédible et transparente d’après eux. En second lieu, la corruption dans les concours administratifs, notamment dans les examens des officiers de police. Le président national de l’association Robert Namearison a également réagi face aux détournements de fonds au sein de la CNaPS. Que le suivi de cette affaire devrait être rendu public, exige-t-il.

Studio Sifaka · 2022-04-04 Fandaharana HONO OA_KMF CNOE

Teboka 4 no anisan’ny notsindrian’ny KMF CNOE nandritra ny tatitra nataon’izy ireo mahakasika ny toedraharaham-pirenena ny 4 Aprily teo. Ny fanaovana Refonte na fanavaozana tanteraka ny lisim-pifidianana no laharam-pahamehana tokony ataon’ny governemanta hoy izy ireo, vahaolana hampilamina ny fifidianana. Noresahana tao koa ny tsy tokony hisian’ny fanavahana olona na fanaovana kolikoly amin’ny fidirana ho mpiasam-pankakana toy ny fanadinana ho polisy. Eo koa ny fiantsoana ny solombavam-bahoaka hitondra ny raharaha miafina rehetra eny anivon’ny fitsarana tampony. Ankoatra izay dia tokony aseho koa ny tohin’ny raharaha  fanodikodinam-bola nisy teo anivon’ny CNAPS hoy hatrany ny filoha nasionaly ny fikambanana KMF KNOE, Robert Namearison.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter