COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Ping Pour Tous
Le Ping Pong, conseillé à partir de l’âge de 5 ans.

6 avril, journée internationale du Ping Pong

Le Ping Pong est un sport apprécié à Madagascar même s’il n’est pas encore très connu comme le football. Madagascar compte 7 ligues dans toute l’ile, à savoir Vakinankaratra, Analamanga, Alaotra Mangoro, Atsinanana, Haute Matsiatra, Amoron’i Mania et Itasy. Sa journée internationale a été célébrée le 06 Avril. Pour l’occasion, le club Jeunes Promoteurs du Ping à Antananarivo a installé une table de tennis dans les rues d’Analakely et Analamahitsy, qui a attiré la curiosité des passants. Dorat Rakotoarisoa, directeur de développement au JPP, explique que ce sport se pratique dès l’age de 5 ans.

Studio Sifaka · 2022-04-06_Fandaharana HONO HO AHO - TENNIS DE TABLE

Fanatanjahantena betsaka mpanao eto amintsika, nefa tsy mbola malaza toa ny baolina kitra ny tennis atao ambony latabatra na Ping Pong. Ligy 7 no misy izao manerana an’i Madagasikara, Vakinankaratra, Analamanga, Alaotra Mangoro, Atsinanana, Haute Matsiatra, Amoron’i Mania sy Itasy. Nankalazaina ny 6 Aprily teo ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy. Fampirantiana natao teny Analakely sy Analamahitsy no nentina nanamarihana izany ho an’ny teto Antananarivo, izay afaka nilalaovan’ny daholobe. Manomboka amin’ny ankizy 5 taona dia afaka milalao tennis ambony latabatra hoy ny tompon’andraikitra ny fivoarana eo anivon’ny Jeunes Promoteurs du Ping JPP, Rakotoarisoa Dorat.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter