COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Dans le jardin d'Ambohijatovo.

Parcs, jardins, espaces verts: quelles sont leurs spécificités et leurs fonctions ?

Indraindray dia tsy haintsika ny manavaka ny hoe « parc » na valan-javaboahary, ny zaridaina na ihany koa ny toerana maitso. Parc avokoa nefa no hilazana ireo saingy ny karazany no samihafa raha ny fanazavan’ny talen’ny ORTANA Harimisa Razafinavalona. Misy ny « parcs nationaux », izay toerana mirakitra ireo zava-boahary toy ny biby sy ny zava-maniry mampiavaka ny firenena iray. Noho izany dia Faritra arovana izy ireo. Ny « parcs botaniques » indray dia natao ho fampahafantarana  ireo zava-maniry miavaka, izay misokatra ho an’ny daholobe. Misy koa ny zaridaina, toy ny etsy Antaninarenina, izay toerana hipetrapetrahana sy fakana aina.

Studio Sifaka · 2022-04-08_Fandaharana HONO HO AHO - ESPACES VERTS

Il peut y avoir différents types d’espaces verts : parcs, jardins et réserves naturelles. Le directeur exécutif de l’office Régionale du tourisme d’Antananarivo (ORTANA) Harimisa Razafinavalona explique qu’il existe plusieurs catégories de parcs. Notamment, les parcs nationaux qui sont des espaces créés pour sauvegarder les patrimoines naturels d’un pays, animaux et végétaux. Les parcs botaniques, plus accessibles au public, servent à nous faire connaitre la diversité végétale existante. Il y a aussi les jardins publics, comme celui d’Antaninarenina, considéré comme espaces verts. Ils nous permettent de relaxer et prendre l’air.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter