COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©DREAMSTIME
Les légumineuses peuvent avoir aussi un certificat d’origine.

C’est quoi un certificat d’origine d’un produit ?

Le certificat d’origine sert à justifier le pays d’origine d’un produit destiné à l’exportation. Cela concerne les produits dont les matières de base sont constituées exclusivement des matières premières locales. La société qui demande un certificat d’origine pour son produit devrait être membre de la Chambre de Commerce et de l’industrie. Les produits certifiés jouissent les tarifs référentiels sur les marchés communs internationaux dont Madagascar est membre. La Cheffe de service Système d’Information de la CCIA, Andriamanantenasoa Maholitiana, va porter plus d’explications sur ce sujet.

Studio Sifaka · 2022-04-22_Fandaharana HONO HO AHO - CERTIFICATS D'ORIGINE

Ny « Certificat d’Origine » dia antotan-taratasy manamarina ny firenena niaviana entana iray. Ny betsaka amnin’ny akora fototra nanamboarana ireo entana afaka mangataka azy io dia tsy maintsy avy eto Madagasikara, na mety hisy akora vitsivitsy aza nafarana avy any ivelany. Tsy maintsy mpikambana ao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy Indostria kosa ny orinasa mangataka izany ho an’ny vokatra aondrany. Rehefa manana io antotan-taratasy io dia mahazo taha ambany amin’ny hetra tokony aloha eny amin’ny doany rehefa handefa any amin’ireo tsena iraisam-pirenena maha-mpikambana an’i Madagasikara. Hanazava misimisy kokoa momba io i Andriamanantenasoa Maholitiana, tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy Indostria.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter