Après la fin de mise en confinement des passagers venant de l'étranger, certains d'entre eux ont peur de rentrer par peur d'être marginalisés par la société, comment les rassurer ? Réponse du sociologue, Lanto Ratsida.
Tapitra tamin'ity herinandro ity ny fihibohana hoan'ireo mpandeha avy any ivelany niditra teto Madagasikara, misedra fanilikilihana sy tondro molotra nefa izy ireo ka manahy ny fodiany. Ahoana no hanomezan-toky azy tsy hatahotra ? Mamaly ny mpandala fiarahamonina, Lanto Ratsida.