COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Razaka Oliva
Exposition de quelques titres de journaux.

Hono ho'aho : L'impact du confinement sur la presse écrite

Comme toutes Entreprises, le métier du journalisme subit aussi les difficultés engendrées par le confinement, surtout au niveau de la presse écrite.
Seul les quotidiens, l’express de Madagascar et Ao Raha tiennent la route parmi les 15 quotidiens et hebdomadaires de la Capitale. Quelques-uns d’entre eux choisissent de continuer la publication sur la toile. Les imprimeurs, les crieurs et surtout les lecteurs sont tous en confinement.



Tahaka ny orinasa rehetra, ianjadian’ireo olana samihafa ateraky ny fihibohana ihany koa ny asa fanaovan-gazety. Indrindra ny gazety an-tsoratra.
Amin’ireo gazety mivoaka isanandro sy isan-kerinandro miisa 15 eto an-drenivohitra dia ny l'Express de Madagascar sy Ao Raha ihany sisa no manatonta hoan’ny mpanjifa. Ny ankabeazany nijanona, nisafidy ny namokatra ny gazetiny amin’ny alalan’ny aterineto. Mihiboka avokoa mantsy na ny orinasa mpanatonta na ireo mpivarotra gazety, indrindra ny mpamaky.