COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Plateforme de la Société Civile pour l'Enfance - PFSCE
Chaque enfant mérite qu’on respecte ses droits.

Le droit des enfants Malgache, une lourde tache et un combat interminable

Presque catastrophiques, les chiffres démontrent que le respect des droits des enfants Malgache se détériore d’année en année. Les abus sexuels s’accroissent, des enfants se font maltraiter et s’occupent de tâches ou emplois qui ne leur sont pas encore dédiés. Certains sont même forcés de se marier à un très jeune âge. Les enfants de rue sont les plus vulnérables mais cette situation touche la majorité des enfants. La tâche est lourde mais une politique nationale pour la protection des enfants serait un grand pas pour Madagascar.  Irène Razafindranovona, membre de la société civile nous en dit plus.

Studio Sifaka · 2022-05-11 Fandaharana HONO OA_PROTECTION DES ENFANTS

Mbola tsy tomombana ny fanatanterahana ny zon’ny ankizy eto amintsika. Maro ireo sehatra tena mbola hilana fanamboarana. Isan’ireo ny fihabetsahan’ny fanararaotrana ara-nofo, ny fampiasana zaza, ny fampanambadiana ny ankizy ary ny tsy fahatomombanan’ny fanabeazana. Ireo ankizin’ny lalana no isan’ireo mijaly indrindra amin’izany. Na eo aza ny ezaka izay ataon’ny minisitera sy ny  fikambanana samihafa, tsy mihatsara loatra ny fanatanterahana ny zon’ny ankizy. Ilaina noho izany ny hamolavolana ny politika nasionaly fiarovana ny ankizy sy ny fanatsarana ny fampatsiam-bola ho an’ireo asa fiarovana ny ankizy. Hanazava misimisy kokoa mahakasika an’izany i Irène Razafindranovona avy ao amin’ny fikambanan’ireo firaisamonim-pirenena.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter