COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©AKA.MA
Elèves, parents, enseignants et responsables au sein de l’AKA.MA

AKA.MA ou « Akanin’ny Marenina » : un établissement scolaire privé spécialisé pour les élèves malentendants

Fondée en 1985, AKA.MA ou "Akanin'ny Marenina" est une école privée qui prend en charge l'enseignement et l'éducation des enfants malentendants. Cet établissement regroupe, comme les autres écoles, tous les niveaux de classe, allant de la garderie aux terminales. Les méthodes d'enseignement sont bien évidemment adaptées aux besoins des élèves, notamment grâce à l'utilisation de la langue des signes. Ainsi, des exigences particulières sont requises pour les enseignants afin que les élèves puissent acquérir toutes les compétences et connaissances nécessaires, explique le directeur ANDRIAMAMPIANINA Rivo Henitsoa.

Studio Sifaka · 2022-07-14_Fandaharana HONO HO AHO- AKAMA

Niorina tamin’ny taona 1985, ny AKA.MA na Akanin’ny Marenina dia anisan’ireo sekoly tsy miankina misy eto Madagasikara, izay mandray an-tanàna ny fampianarana sy fanabezana ireo ankizy manana fahasembanana amin’ny fandrenesana. Toy ny any amin’ny sekoly hafa dia ahitana kilasy rehetra manomboka amin’ny garabola ka hatramin’ny taona famaranana ao amin’ity toeram-pianarana ity. Tsy maintsy mifanaraka amin’ny filàn’ilay ankizy ny fomba fampianarana, izany hoe amin’ny alalan’ny tenin'ny tanana. Araka ny fanazavana nentin’ny talen-tsekoly, ANDRIAMAMPIANINA Rivo Henitsoa dia misy fepetra manokana omena sy takiana amin’ireo mpampianatra mba hahafahan’ireo ankizy misitraka ny fahaizana sy fahalalana feno izay ilainy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter