COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Ninocare
La loi sur la VBG puni le viol conjugal.

Loi sur la VBG : le décret d’application très attendue.

Après plusieurs cas de viol dénoncés sur les réseaux sociaux, les sociétés civiles dans le secteur de la santé reproductif alertent sur l’urgence de la publication du  décret d’application  de la loi sur la violence basé sur le genre de 2019. Ce décret faciliterait justement l’application de cette loi et pourrait démotiver les malfaiteurs explique Ravololomboahangy Holisoa, vice-présidente du Conseil Nationale des femmes de Madagascar.

Studio Sifaka · 2022-04-19_Fandaharana HONO HO AHO - VBG

 

Tao aorian’ireo trangana herisetra sy fanolanana zaza na ankizy vavy voaresaka tany anaty tambazotra dia nanao fanairana ny fiaraha-monim-pirenena ny amin’ny tokony hamoahana ny didy fampiharana ny lalàna miaro amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy. Efa tamin’ny taona 2019 no lany teo anivon’ny antenimera io lalàna io. Hanamora ny fampiharana izany famohana ny didy fampiharana ary fitaovana mafonja entina miady amin’ireo herisetra io hoy I Ravololomboahangy Holisoa, filoha lefitry ny  filan-kevitra nasionaly ny vehivavy eto Madagasikara.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter