COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Le salon de la topographie et du foncier s’est déroulé le 3 au 5 aout 2022.

Qui délivre le plan foncier ?

Selon la loi 2021 004 sur le foncier, seuls les géomètres experts sont autorisés à établir un plan exact et détaillé d’un terrain. Le tarif de prestation dépend de l’entente entre le client et le Géomètre Expert. Le Président de l’Ordre des Géomètres Experts de Madagascar, Nosoavina Rakotomalala nous explique qu’ils pourront être fonctionnaire de l’Etat ou indépendants. L’OGEM est actuellement en train d’élaborer un tarif unique sur les préstations des Géomètres Experts.

Studio Sifaka · 2022-08-03_Fandaharana HONO HO AHO- TOPOGRAPHIE

Araka ny lalàna 2021 004 mikasika ny fananan-tany dia ireo mpandrefy tany mpahay raha ihany no ankatoavin’ny fanjakana isahana ny fandrefesana sy famoahana ny sarin-tany. Ny saran’ny asa kosa dia izay ifanarahan’ireo mpandrefy tany mpahay raha sy ny mpanjifa.
Manazava ny filohan’ny Holafitry ny Mpandrefy Tany Mpahay raha, Nosoavina Rakotomalala fa misy amin’izy ireo mpiasam-panjakana fa misy ihany koa miasa tena. Eo am-pamolavolana sandan’ny asa iombonan’ny Géomètres Experts ny holafitra amin’izao fotoana izao.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter