COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Pinterest
Le microcebus Berthae de Madagascar est le plus petit primate existant au monde

Où sont passés nos Microcebus Berthea ?

Le microcèbe de Madame Berthe, connu sous le nom scientifique microcebus Berthea est maintenant classifié parmi 90% des primates en danger critique d’extinction. Cette espèce unique en son genre et classifié comme le plus petit primate dans le monde n’existant qu’à Madagascar. Le professeur Jonah Ratsimbazafy alerte qu’aucune trace de cet animal n’a été détectée lors de sa dernière visite dans le Menabe Antimena, le dernier habitat naturel du microcèbe.

Studio Sifaka · 2022-09-22_Fandaharana HONO HO AHO - MICROCEBES

Voasokajy ao anatin’ireo 90 isanjato amin’ny varika ahiana ho lany tamingana ny Tsitsidin’I Mme Berthe fantatra amin’ny anarana siantifika hoe microcebus berthea. Eto Madagasikara irery ihany anefa no ahitana io karazana varika kely indrindra maneran-tany io. Manazava ny profesora Ratsimbazafy Jonah fa tsy nahitana intsony na iray tamin’ity biby ity aza tao amin’ny toeram-ponenany ao Menabe Antimena rehefa saika haka santionany hanaovana fikarohana sy hanaovana fankan-taranaka ireo manam-pahaizana.  Ahiana ho foana tanteraka ao amin’ny tontolon’ny siansa izy io araka izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter