COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©WWF
La pêche durable en faveur des petits pêcheurs

Pêche durable : en quoi est-ce bénéfique pour les petits pêcheurs ?

Le projet « pêche durable » est l’une des stratégies de l’Etat, en partenariat avec les ONG, pour permettre la durabilité du secteur pêche à Madagascar. Il consiste surtout à venir en aide aux petits pêcheurs dans les régions où ce secteur est leur principale source de revenus, en les regroupant pour former une mesure de gestion. Le fond mondial pour la nature - WWF fait partie des ONG qui mettent en œuvre ce projet dans 4 principales régions : Atsimo Andrefana, Melaky, Menabe et Diana. Interview avec Lalaina Rakotonaivo, mpandrindra ny tetikasa Jono Maharitra.

Studio Sifaka · 2022-09-16 Fandaharana HONO OA

Tetikasan’ny fanjakana hiarahany miasa amin’ireo vondrona tsy miankina ny « jono maharitra ho an’ny fampandrosoana ». Natao mba hampiroboroboana sy hampaharitra ny asa fanjonoana, indrindra ho an’ireo mpanjono madinika any amin’ny faritra izay mivelona amin’io sehatr’asa io izany. Hofanina hahay hihary  izy ireo ary hampahafantarina foto-pivelomana hafa mandritra ny fotoana hikatonan’ny jono mba hitsinjovana ny fitohizan’ny asa fanjonoana hatrany. Isan’ny manao io tetikasa io ny WWF ka faritra 4 no voakasik’izany : Atsimo Andrefana, Melaky, Menabe ary Diana. Manazava i Lalaina Rakotonaivo, coordinateur du projet Peche Durable.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter