COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Conférence de Presse sur la 7e Edition du salon RSE.

La RSE c’est quoi ?

La Responsabilité Sociétale de l’Entreprise est l’engagement pris par une entreprise pour compenser les pollutions liées à son activité, vis-à-vis de la communauté locale et de l’environnement. C’est un acte volontaire comme la réhabilitation des biens communs ou la restauration de l’environnement. Pourtant le respect de lois environnementales est obligatoire pour toutes les entreprises, explique Dina Rajemison, consultante RSE d’une entreprise.

Studio Sifaka · 2022-10-04_Fandaharana HONO HO AHO - RSE

Ny RSE dia tamberin’andraikitra ataon’ny orinasa iray eo amin’ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana misy ny orinasany. Asa tsy an-tery izany fa vokatry ny fahatsapatenan’ilay orinasa. Isan’izany ny fikarakarana ny fananana iombonana, ny fanatsarana ny tontolo iainana ary ny fanonerana ny fandotoana natao. Tsy maintsy manaja ny lalàna mifehy ny tontolo iainana kosa ny orinasa rehetra araka ny fanazavan’i Dina Rajemison, tompon’andraikitra momba ny RSE eo anivon’ny orinasa iray.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter