COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
La paix est une relation de bien-vivre ensemble

Comment la neutralité peut favoriser la paix ?

12 décembre, proclamée journée internationale de la neutralité par les Nations Unies. Cette neutralité est un droit. Elle consiste à prévenir la paix entre les Etats au bord d’un conflit à travers des moyens pacifiques. Durant le sommet des Nations Unies en Octobre dernier, Madagascar a annoncé qu’il condamne cette guerre mais reste neutre. Le pays n’aura pas à prendre de décisions politiques, économiques à l’encontre d’un autre pays. Pour élargir l’idée, la paix dans le monde peut être maintenue quand les autres Etats restent neutres face à un conflit entre deux pays, notamment dans le cas de l’Ukraine-Russie. Ces autres pays auraient pu être des médiateurs de paix.

Intervenante : Aline Rasoafara, experte en relations internationales

Studio Sifaka · 2022-12-12 Fandaharana HONO OA

12 desambra, nataon’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny tsy fiandaniana. Zon’ny firenena iray ny tsy miandany. Misoroka ny disadisa eo amina firenena  izay ahiana hiady izany, amin’ny alalan’ny fampiasana ireo paikady tsy mampiasa herisetra. Nambarantsika tany amin’ny fihaonana an-tampon’ny firenena mikambana tamin’ny volana oktobra teo fa tsy miandany isika manoloana io ady io. Amin’izay toerana izay i Madagasikara dia mitazona ny filaminany izy satria tsy handray fepetra mihitsy amin’ny olona iandaniana na tsy iandaniana. Raha raisina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ilay hevitra, tsy nihitatra toy izao io ady io hoy izy raha samy niteny ireo firenena rehetra hoe fiandrianan’I Rosia sy Ukraine no voakasika ao ka izy ireo ihany no mandamina izany. Afaka mandray anjara amin’ny fametrahana ny filaminana izy ireo ao anatin’izany.   

Vahiny : Rasoafara Aline, manampahaizana manokana amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter