Entre les trois grandes juridictions, à savoir judiciaire, administrative et financière, la cour suprême a comme rôle principal de régler les litiges. Ces dernières surgissent notamment lorsqu’il y a conflit de compétence auxquels les juridictions différentes se disent compétentes ou non par rapport à une affaire. Les affaires retardent auprès de cette institution pour des raisons procédurales et logistiques, selon Vania Ranaivoarisoa, du conseil d’Etat de la cour suprême.
Ny fitsarana tampony no mandrindra sy mandamina ny ady mety hampifanolana ireo fitsarana telo : ny fitsarana misahana ny ady hifanaovan’ny samy olon-tsotra, misahana ny ady hivanaovana amin’ny fanjakana ary ny fitsarana momba ny fitantanam-bola izany. Mety hitranga ohatra ny fandavan’ny fitsarana iray na fiadivany handray raharaha ka anjaran’ny fitsarana tampony no manapa-kevitra farany. Isany antony mahaela ny fampandehanan-draharaha eny ny fisiana dingana maro tsy maintsy arahina, eo ihany koa ny lafiny ara lojistika hoy i Ranaivoarisoa Vania, avy ao amin’ity andrim-panjakana ity.