Il est interdit d’adopter certains animaux endémiques. Ces animaux sont en voie de disparition et devraient se multiplier naturellement dans leur habitat naturel. Explication du maître Raharijaona Tombotsoa, un juriste environnementaliste.
Misy takelaka folo ny lisitry ny biby tsy azo ompiana ao an-tokatrano, araka ny voarakitra ao amin’ny lalàna mifehy izany eto Madagasikara. Antony : ahiana ho lany tamingana ireo biby ireo ary tiana hitombo taranaka ao amin’ny toerana ahafahany miaina malalaka, hoy ny fanazavan’ny Maître Raharijaona Tombotsoa, mpahay lalàna momba ny tontolo iainana.








