COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Bicanski
Les antibiotiques font partie des médicaments contrefaits les plus vendus

Comment reconnaître un médicament contrefait ?

Avant de prendre ces médicaments, nous devrions être curieux et bien vérifier le nom sur la boîte, et les dates de fabrication et de péremption. Ils doivent aussi être mentionnés sur la plaquette. Ne pas oublier non plus de regarder s’il y a le nom du laboratoire de fabrication. Alors pour ne pas être victime d’un médicament contrefait, toujours acheter ces produits à la pharmacie. En cas de doute, rassembler toutes les preuves comme la boite ou la plaquette, et les ramener au centre national de pharmacovigilance, au sein du ministère de la santé publique, selon le Docteur Samson Ralaiarinosy.

Studio Sifaka · 2023-07-13_Fandaharana HONO HO AHO - MEDICAMENT CONTREFAIT

Alohan'ny hihinanana ny fanafody, dia tokony ho liana hijery tsara ny anarana eo amin'ny boaty isika, sy ny datin'ny nanamboarana ary ny tsy azo hinanana azy intsony. Tsy maintsy hita ao amin’ilay fonosana anatiny na plaquette koa ireo. Aza adinoina koa ny manamarina raha misy ny anaran'ny laboratoara mpamokatra azy ao. Noho izany, mba tsy ho sendran’ny fanafody sandoka, dia eny amin’ny toerana fivarotam-panafody ihany no tokony mividy izany. Raha misy fisalasalana dia angony avokoa ny porofo rehetra toy ny Boite sy ny fonosany hafa, ary ento eny amin’ny foibem-pirenena  misahana ny fanaraha-maso an’izay mety ho voka-dratsy ateraky ny fanafody, eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka, hoy ny Dokotera Ralaiarinosy Samson.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter