COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Afp
Les tombeaux des personnes mortes du coronavirus à Nicaragua.

Hono ho'aho : Enterrement des victimes des maladies infectieuses dans les fosses communes

Les victimes de la peste et du choléra ne peuvent être enterrés par leurs familles. L'Etat s'occupe de leurs funérailles afin d'éviter la propagation des maladies. Il en est de même pour celles du coronavirus comme l'a expliqué un responsable du Bureau Municipal d'Hygiène ou BMH car le virus se propage très vite. Le premier malgache mort de ce virus à Toamasina sera donc enterré dans les fosses communes.

Tsy azo alevina am-pasan-drazany ny olona matin’ny areti-mifindra toy ny pesta sy ny kolerà fa  ny kaominina no miandraikitra ny fandevenana ny razana. Tahaka izany koa no atao ho an’izay maty noho ny valanaretina coronavirus, ny antony dia mba hifehezana ny fiparitahan'ny valanaretina hoy ny tompon'andraikitra avy eo anivon'ny Bureau Municipal d'Hygiène na BMH. Hoan’ilay lehilahy voalaza fa matin’ny coronavirus tany Toamasina izao dia tsy azon'ny fianakavian'ny maty atao ny mandray an-tanana ny fandevenana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter