Mercredi 24 janvier, Journée Mondiale de la culture africaine et afro-descendante. Une occasion de célébrer les nombreuses cultures dynamiques du continent africain et des diasporas africaines à travers le monde selon l’UNESCO. Tandrify Randriamaromanana, Coordonnateur de projet au sein du Mouvement Panafricain des Leaders Madagascar nous explique que Madagascar est profondément lié à l’Afrique non seulement par son histoire, mais aussi pour son futur de par les opportunités qu’offre le panafricanisme en matière de développement.
Alarobia 24 janoary, andro maneran-tany ho an’ny kolontsaina afrikanina sy ny kolontsaina nolovaina tamin’i Afrika. Fotoana iray hankalazana ireo kolontsaina maro samihafa velona ao amin’ny kontinanta afrikanina sy amin’ireo afrikanina mpila ravin’ahitra manerantany hoy ny UNESCO. Manazava Randriamaromanana Tandrify, mpandrindra tetikasa ao amin’ny Mouvement Panafricain des Leaders Madagascar fa mifamatotra lalina amin’i Afrika i Madagasikara na amin’ny lafiny tantara izany, na ny hoavy noho ireo fanararaotra atolotry ny « panafricanisme » amin’ny lafiny fampandrosoana.