Limitless est un programme initié par la Fédération Internationale des Sociétés de la Croix rouge pour les jeunes d’entre 18 à 26 ans. 1000 projets innovants seront sélectionnés et seront financés. Explication de Andriamahazo Raitra, présidente nationale des jeunes volontaires auprès de la Croix Rouge Malagasy.
Programa avy amin’ny federation’ny Croix Rouge maneran-tany ny limitless, misokatra ho an’ny tanora 18 hatramin’ny 26 taona. Hamatsy tetikasa anarivony maneran-tany mikasika ny tontolo iainanana. Hanazava izany i Andriamahazo Raitra, filoha nasionalin’ny tanora mpirotsaka an-tsitrapo eo anivon’ny Croix Rouge Malagasy.