COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Dina Christina.
Dina Christina, Ambasadaoron'ny fanabeazana maha olom-pirenena vanona.

Hono ho'aho : L'éducation à la citoyenneté.

L'éducation à la citoyenneté est concept d'éducation pour que chacun puisse devenir un bon citoyen, responsable, capable de jouer des rôles actifs aux développements de sa région ou de son pays. Dina Christina un ambassadeur de l'éducation à la citoyenneté va nous en parler dans l'émission "hono ho aho ».

Ny fanabeazana maha olom-pirenena vanona dia sehatra iray natao hanabeazana ny olon-drehetra indrindra ny tanora ho lasa olom-pirenena vanona , mandray andraikitra amin'ny fampandrosoana ny faritra na ny firenena misy azy ary mba hananana fiaraha-monina mirindra . Hiresaka momba izany ato anatin'ny fandaharana hono oa i Dina Christina, Ambasadaoron'ny fanabeazana maha olom-pirenena vanona.

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 22 Fandaharana Hono Ho Aho - ECM-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter