L’observatoire Safidy a tenu une conférence de presse à son siège à Ambatonakanga hier. Le rapport concerne l’observation la préparation de l’élection présidentielle et les recommandations de la société civile. Razanamehefa Stella, membre du bureau national de l’observatoire Safidy nous en dit plus dans Hono ho’aho.
Â
Namoaka tatitra mahakasika ny fanaraha maso ny fizotry ny fanomanana fifidianana ny Safidy omaly. Anatin’ny Hono ho aho no hizara amintsika ny fitsirihana nataon’izy ireo ity sampana mpanara maso ny fifidianana i Razanamahefa Stella, mpikambana eo anivon’ny Safidy mpanara maso ny fifidianana :