COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Fid.mg
Tosika Fameno.

Hono ho'aho : Budgétisation du Tosika Fameno.

La commune urbaine d'Antananarivo a envoyé 34 formateurs en éducation financière auprès de chaque fokontany pour apprendre la budgétisation, l'épargne et la micro finance aux familles qui ont bénéficié du tosika fameno. Une initiative afin qu'elles puissent gérer leur économie de ménage surtout après cette crise sanitaire, ainsi que pour atteindre leur propre objectif dans la vie.

Nobeazina ara-bola ireo fianakaviana sahirana nahazo ny tosika fameno isaky ny fokontany teto Antananarivo renivohitra. Tsy nampianarina hitatam-bola izy ireo fa ny fifehezana ny teti-bola sy fanaovana tahiry ary ny fahasahiana mihindram-bola no naseho azy. Natao izany mba hahafahana mandrindra ny fihariany na tsy misy intsony aza ny tosika fameno.

 

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 20 Fandaharana Hono Ho Aho -100.000AR-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter