Répondre aux besoins en termes compétences et capacités dans les metiers de l’Eau à Madagascar en renforçant l’existant et en développant les ressources éducatives nécessaires, tel est l’objectif du Projet DÉFI EAU ou développement de formations professionnelles collaboratives sur les métiers de l’eau. Où en est le projet aujourd’hui ? Nantenaina Rakotoarimanana, Responsable Communication auprès de l’ONG Ran’Eau et du projet DÉFI EAU apporte plus d’informations sur ce projet.Â
Hamaly ny filà na amin'ny fampivoarana ny traikefa eo amin'ny fahaiza-manao sy fahafaha-manao manodidina ny asa eo amin'ny sehatry ny rano eto Madagasikara, amin'ny alalan'ny fanamafisana ny tolotra fampiofanana efa misy sy famolavolana fampiofanana, io no tanjon'ny projet DEFI EAU, na "developpement de formations professionnelles collaboratives sur les métiers de l'eau". Aiza ho aiza ny fanatanterahana ny tetik'asa amin'izao fotoana ? Mitondra fanampim-panazavana ny Tompon'Andraikitry ny serasera eo anivon'ny ONG Ran'Eau sy ny tetikasa.Â