COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Mpanazava Eto Madagasikara
Formation en nutrition menée par les éclaireuses unionistes de Madagascar (Mpanazava Eto Madagascar).

Hono ho'aho: Les filles plus vulnérables à la malnutrition que les garçons

A Madagascar, deux enfants sur trois victimes de malnutrition sont des petites filles. Si, en grandissant, ces jeunes filles ne peuvent pas avoir accès à une alimentation équilibrée, elles pourront transmettre la malnutrition à ses enfants. D’où l’importance d’enseigner ce que c’est une bonne nutrition adaptée aux filles. Le mouvement scoutisme féminin à Madagascar est l’un des premiers à agir dans ce sens à travers des campagnes de sensibilisation sur terrain et sur les réseaux sociaux.



Manana filana ara-tsakafo manokana ny vehivavy raha mitaha amin’ny lehilahy. Miovaova araky ny sokajin-taona sy ny toe-batana koa anefa ireo filàna ireo. Zava-dehibe araka izany ny fanabeazana ny ankizivavy ny sy ny tovovavy hahafantatra ny sakafo ara-pahasalamana sahaza ho azy amin’ny taonany. Ary indrindra, fomba anakiray koa izany hanakanana ny tsy fahampian-tsakafo mitarazoka izay mifindra any amin’ny zanaka any aoriana. Ny tovovavy salama sy tomady dia antoky ny taranaka salama ihany koa.

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 29 Fandaharana Hono Aho Scoutisme
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter