Résumé en VF
La CENI annonce que le budget destiné à l’organisation de l’élection des sénateurs est déjà finalisé. Elle attend maintenant la publication du décret gouvernemental convoquant les électeurs à participer au scrutin. Le montant prévu est proche du dernier budget utilisé, soit environ 2 milliards d’ariary. Invité de l’émission : Feno Rakotondrasoa, secrétaire exécutif au sein de la CENI.
Résumé en VM
Efa vita ny fandrafetana ny tetibola hiatrehana ny  fifidianana loholona, hoy ny CENI. Miandry ny fivoahan’ny didim-panjakana avy amin’ny governemanta miantso ireo mpifidy handray anjara amin’ny fifidiana izy ireo amin’izao. Tsy dia mifanalavitra amin’ny tetibola nampiasana farany izany, manodidina ny 2 miliara ariary. Vahin’ny fandaharana : Feno Rakotondrasoa, sekretera mpanatanteraka eny anivon’ny CENI.





