Résumé en VF
Les cas de GPA (Gestation Pour Autrui) commencent à apparaître progressivement chez nous, c’est-à -dire des femmes qui choisissent de porter une grossesse pour une autre femme. On en voit surtout sur les réseaux sociaux. Pourtant, aucune loi ne régit la GPA à Madagascar pour le moment. Ces offres et demandes ne peuvent donc pas être considérées comme légales, explique Mananjara Jean Yves, juriste.
Résumé en VM
Manomboka miseho tsikelikely ny trangana GPA (Grossesse Pour Autrui) eto amintsika, izany hoe vehivavy iray misafidy hitondra vohoka ho ana vehivavy iray hafa. Any amin’ny tambazotra-tserasera no matetika ahitana izany. Tsy mbola misy lalà na mifehy io GPA io izany anefa amin’izao eto Madagasikara. Tsy azo lazaina ho manara-dalà na noho izany ireny karazana tolotra sy tinady izany, hoy i Mananjara Jean Yves, mpahay lalà na.





