Résumé en VF
Honoris Causa, qui signifie en français “pour l’honneur” est un titre honorifique, généralement un doctorat remis par une université à quelqu’un pour sa contribution exceptionnelle dans un domaine sans avoir suivi le cursus académique traditionnel. Ratsoavina Fanomezana Mihaja, chercheur et responsable mention zoologie et en biodiversité animale à la Faculté des Sciences de l'Université d'Antananarivo
Résumé en VM
Honoris Causa dia karazana fankasitrahana na mari-boninahitra omen’ny oniversite iray ho an’olona iray hafa ivelan’io oniversite io, noho ny asa fampianarana nataony na fiaraha-miasa miavaka eo aminy sy departemanta na fakiolte na oniversite iray. Manazava ny momba izay i Ratsoavina Fanomezana Mihaja, mpikaroka sady tompon’andraikitra amin’ny sampam-pianarana momban’ny biby sy rohivoary, ao amin’ny fakiolten’ny siansa, eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.





