COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©flickr.
L’histoire n’a jamais changé mais c’est la manière de voir les choses et l’époque où les historiens ont vécu qui fait la différence.

Hono ho'aho : Est-ce que la version de l’histoire change d’un historien à un autre ?

Depuis quelques semaines, la construction du Colisée, dénommé kianja masoandro, dans l’enceinte du Rova Manjakamiadana a créé la controverse. Des historiens, des archéologues, des politiciens et même des citoyens ont sorti différentes versions de l’histoire du Palais de la Reine. Est-ce que la version de l’histoire change d’un historien à un autre ? Selon l’historien Alex Andriahamahefa, L’histoire n’a jamais changé mais c’est la manière de voir les choses et l’époque où les historiens ont vécu qui fait la différence.

Nalaza tao ho ato ny resaka mikasika ny fanarenana ny Rova Manjakamiadana, indrindra ny fanamboarana ny kianja masoandro ao anatiny. Nalaza nanaraka an’izay ihany koa ny tantaran’i Madagasikara. Maro ny tantara mivoaka, ao ny efa fantatra. Ao ihany koa ny zava-baovao. Miova vé izany ny tantara arakaraky ny mpahay tantara ? TSIA. Tsy miova arakaraky ny mpahay tantara akory ny tantaran’i Madagasikara fa ny fomba fijery arakaraky ny vanim-potoana hiainan’ireo mpahay tantara no miova. Izany hoe mifameno ny voka-pikarohana taloha sy ny ankehitriny araka ny fanazavana entin’i Andriamahefa Alex, mpahay tantara.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 02 Fandaharana Hono Ho Aho -HISTOIRE-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter