COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Flickr
Les mangroves abritent une grande biodiversité d'animal.

Hono ho'aho : Comment protéger les forêts de mangroves dans la région de DIANA ?

12 personnes ont été arrêtées la semaine dernière pour avoir détruit plusieurs hectares de forêts de mangroves dans le district d'Ambanja. La question est de savoir pourquoi les mangroves subissent autant de pression de la part des hommes alors qu’elles abritent des espèces endémiques et leurs arbres servent à beaucoup de choses. Théogène Belahy, directeur régional du ministère de l’environnement et du développement durable a accepté de répondre à nos questions.



Olona 12 no voasambotra ny faran’ny herinandro teo noho ny famotehana sy fanimbana ala honko tany amin’ny kaominina ambanivohitry Anorontsangana District Ambanja. Ala honko 200Ha no nosimbainy tamin’izany nanaovany arina fandrehitra. Naiditra am-poja vonjimaika ny 11 tamin’izy ireo fa ny iray kosa, izay ankizy 14 taona, dia naverina tamin’ny fiaraha-monina. Nanaovany Fa inona moa izany no tena ilana ireo ala honko ireo ? Aleo i Théogène Belahy avy amin’ny talem-paritry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy eto DIANA no hanazava izany amintsika.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 10 Fandarahana Hono Ho Aho -MANGROVES-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter