COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Entre l'argent pour les études de ses enfants et l'achat d'intrants, Meza ne sait plus où donner de la tête.

Andian-tantara 2 « Hafatry » - fizarana voalohany

Tafaresaka ry Meza mianakavy eo am-piandrasana ny sakafo hariva. Manontany an’i Meza i Tetena ny momba ny fianarany any Antanambao satria nifindra kilasy izy. Mampatsiahy koa Ihangy fa hanala CEPE i Tema. Mila vola ny fianakaviana hampidirana ny ankizy hianatra hividianana fitaovam-pianaranan’ny ankizy. Misalasala i Meza satria mila vola hividianana zezika sy masomboly ary fanafody famonoana bibikely koa ny voly eny antanimboly. Samy laharam-pahamehana ireo, araka ny fanelanelanan’Ihangy ka aleo mindram-bola. Tsy manantena hahazo vola i Meza satria samy sahirana ny olona rehetra, moa i Mahaly ilay namany fidodododoana hatrizay, efa naka ho fahavalo azy. Very hevitra izy mianakavy. Hatsahatra amin’ny fianarana ny ankizy mba hahafahana mamboly hahazoana vokatra hivelomana aloha ? Tsy manaiky i Meza, satria mba manana tanjona ho an’ny zanany izy, indrindra ho an’i Tetena. Asain’Ihangy amidy izay vokatra miakatra ao aloha hiavotan-tena.


Studio Sifaka · SERIE 2 Fiainana milamina EPISODE 1

Tetena, l’aînée de Meza doit poursuivre ses études à Antanambao, Tema le second doit également passer le CEPE. Meza et Ihangy, sa femme, doivent trouver une solution pour subvenir à leurs besoins, mais Meza rappelle également qu’il faut de l’argent pour les intrants, en vue de la prochaine saison. Tout le monde étant dans la difficulté, Meza ne sait plus vers qui se tourner. De plus, il ne s’entend plus très bien avec son meilleur ami, Mahaly. Pourtant, le père de famille n’entend pas, pour autant, déscolariser ses enfants. Pour Ihangy, la seule solution est de vendre les premières récoltes afin de couvrir tous les besoins de leur ménage.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter