COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Santa est refoulée à l’entrée du marché de Marofody pour non-port de masque.

Andian-tantara 2 « Hafatry » – Fizarana faharoa

Tafara-dalana hiditra ao amin’ny tsena kaominaly Meza sy Santa vadin’i Mahaly. Gaga i Santa mahita an’i Meza mivesatra ny entana hamidiny tsemboka sy sempotra. Mila vola i Meza fa efa anatin’ny fotoam-pambolena izao. Miaka-bidy ny masomboly sy ny zezika vokatry ny fihibohana satria samy te hahazo tombony hoenti-manentsina ny fatiantoka nahazo azy ny olona rehetra. Sakanan’i Dadah eo am-pidirana izy mianadahy satria tsy nanao aro-vava Santa. Manazava amin’i Dadah i Santa fa sempotra izy raha manao arovava orona dia tsy nitondra mihitsy fa manelingelina azy. Tsy manaiky ny hampiditra azy ao an-tsena i Dadah raha tsy manao arovava izy, no sady manazava aminy ny anton’ny hanaovana ny arovava orona. Mitsetra an’ i Santa i Meza, ka na dia eo aza ny disadisa, dia nomeny arovava fiandry tany aminy i Santa. Sadaikatra i Santa hanao ilay arovava, saingy voatery ka nanao ihany. Mampatsiahy azy ireo i Dadah, fa tsy mbola misy sazy aloha izao, fa fampitandremana no ataony, ary asainy manaraka ny fepetra ao anaty tsena koa izy mianadahy.


Studio Sifaka · SERIE 2 Fiainana milamina EPISODE 2

Avec la crise induite par la pandémie, la hausse des prix est généralisée. Chacun essaie de gagner plus pour combler les pertes durant le confinement. Le cas de Meza étant critique, il doit acheter les intrants nécessaires car la prochaine saison est proche. Pour ce faire, il n’a d’autre solution que de vendre ses récoltes. Faisant route vers le marché communal de Marofody pour y vendre sa récolte, il se retrouve devant l’entrée avec Santa, la femme de Mahaly. Santa, ne portant pas de masque est retenue par Dadah, le responsable du marché, devant les portes. Malgré sa mésentente avec le mari de Santa, Meza lui donne le masque qu’il avait en réserve. Dadah leur rappelle l’importance du respect des mesures sanitaires.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter