COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Réunion des habitants sous le tamarinier.

Andian-tantara 2 "Hafatry" - Fizarana fahaenina

Tonga mivory eo ambody kily daholo ny fokonolona ao Marofody. Mandray fitenenana ny Mpitankazomanga fa misesisesy tato ho ato ny fitarainana fa misy manao hala-botry ao an-tanàna. Manantitrantitra izy, fa tsy olon-kafa ivelan’ny fokontany no manao ny asa ratsy fa ny ao an-tanàna ihany, vokatry ny fahasahiranana nateraky ny coronavirus. Mangataka ny hanatsaharana io asa ratsy io Tsirafesy. Mihoraka ny fokonolona. Mandray fitenenana i Sely prezidàn’ny fokonolona, fa saziana araka ny dinam-pokonolona izay tratra manao latsakalina, ary mila hatsangana haingana ny andrimasom-pokonolona. Raha tsy manaiky hanonitra ny asa ratsy vitany, dia aterina any amin’ny manam-pahefana any Antanambao. Mitsangana kosa Lezegny, fa mankasitraka ny famohazana indray ny dinam-pokonolona, saingy mba ho fandraisany anjara amin’ny fandriam-pahalemana ao an-tanàna, dia hilatsaka an-tsitrapo hiambina ny tanàna izy sy ireo dahalo niova fo na JAMA ao an-tanàna. Tehaka mirefodrefotra no setrin’izany. Nisaotra azy sy ny namany Tsirafesy, nitso-drano azy ireo, ary nandrava ny fivoriana.

 

Studio Sifaka · SERIE 2 Fiainana milamina EPISODE 6

Une reunion est donnée sur la place publique “ambody kily” (sous le tamarinier) face aux cas de vols incessants dans le fokontany de Marofody. Selon le grand sage du village, les vols ne peuvent être perpétrés que par des habitants même du fokontany. Il appelle alors les habitants à réfléchir ensemble comment arrêter cela, et également à la reprise des “andrimasom-pokonolona” (un groupe de personnes assurant la sécurité dans le village) et des “dinam-pokonolona” (pacte social). Lezegny se lève et parle au nom des JAMA ou anciens “Dahalo” (grands bandits) du village. Pour prouver aux habitants qu’ils sont prêts à tout pour se faire accepter par la société, les JAMA se portent volontaires pour assurer les “andrimasom-pokonolona”.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter