COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Meza et sa famille profitent d’un bon diner.

Andian-tantara 2 "Hafatry" - Fizarana fahafito

Misakafo hariva ry Meza mianakavy. Falifaly ary fa mba nisantatra ny vokatra katsaka natao lasopy. Mitsetra ireo zanany Ihangy, satria mba voky no mandeha matory. Misento Meza fa ohatran’ny vetivety dia vokatra ny katsaka, sady efa milamina koa ny tanàna ka tsy misy ahiana hanao latsak’alina intsony ny vokatra eny an-tanimboly. Nilaza Ihangy, fa efa nifanaraka ny fikambanam-behivavy eo an-tanàna, fa hanohana ny fianakavin’ny JAMA ho valin-kasasarany miambina amin’ny alina. Faly Meza satria misy vokatra amidy any an-tsena mba hahazoana vola hanohanana ny fianaran’ny ankizy. Manazava Ihangy, fa raha mamokatra foana ny tany, mazoto amin’ny asa famokarana i Meza, dia tsy hosahirana intsony ny ankohonany, fa manana atokona foana izy mianakavy. Manontany tena izay tsy tokony hahavitana an’izany i Meza. Manitsy am-badiny Ihangy, fa tsy voatery hifototra amin’ny voly voanjo tinadin’ny mpanangom-bokatra intsony i Meza, fa mba hieritreritra amin’izay izay hohanin’ny ankohonany.

 

Studio Sifaka · SERIE 2 Fiainana milamina EPISODE 7

Pour la première fois depuis longtemps, Meza et sa famille profitent d’un bon diner. Ils ont finalement pu apprécier leur première récolte de maïs en faisant une bonne soupe. Ihangy pousse un soupir, car depuis longtemps, leurs enfants ne dormiront pas le ventre plein. De son côté Meza pousse un soupir de soulagement, car sa récolte a été rapide et la sécurité est revenue dans le village. D’ailleurs, l’association des femmes du village a déjà décidé de soutenir les JAMA et leurs familles en récompensent de leur aide pour la sécurité du village. Pour Meza, si les prochaines saisons sont toujours aussi fructueuses, il pourra désormais vendre ses produits pour financer les études de ses enfants. Ihangy lui explique pourtant qu’en plus de cela, il peut tout aussi bien penser à produire pour la consommation de sa famille.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter