COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Arrivée de Tanjoa à Marofody.

Andian-tantara 3 « Hafatry » - fizarana voalohany

Tonga ao an-tanànan’i Marofody i Tanjoa zanaky ny mpitankazomanga Tsirafesy, avy nianatra momba ny fambolena tany Antananarivo. Mitaraina ny amin’ireo vokatry ny fahamehana ara-pahasalamana tamin’ny asa famokarana i Tsirafesy. Raha niaka-bidy avokoa ireo kojakoja ilaina amin’ny fambolena dia nitotongana kosa ny vidim-bokatra. Manome toky i Tanjoa fa hitondra vahaolana.   


Tanjoa, la fille du grand sage arrive à Marofody après avoir suivi des études en agronomie à Antananarivo. Son père se plaint des conséquences de l’Etat d’urgence sanitaire sur l’agriculture. Alors que éléments nécessaires à la production ne sont plus à la portée des paysans, le prix des produits a chuté. Tanjoa promet d’apporter des solutions aux villageois.     

Studio Sifaka · SERIE 3 Mamindra aina EPISODE 1
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter