Misedra olana amin’ny toetrandro sy ny haitany ny mpamboly ao Marofody. Miady hevitra ny amin’izay vahaolana amin’izany ny mpitan-kazomanga sy ny filoham-pokontany. Mihevitra ny hamory fokonolona izy ireo mba hampahatsiahy ny tokony hanajana ny Hasina sy ny fady ao an-toerana. Â
Les paysans de Marofody sont confrontés aux aléas climatiques, notamment la sécheresse. Le grand sage du village et le président du Fokontany débatent sur les solutions possibles à cette situation. Ils prévoient de réunir la population pour rappeler l’importance du respect du sacré et des interdits.Â