Tsy afaka ny haka ny vokatra rehetra avy amin’ireo mpambolin’i Marofody i Mosa mpanangom-bokatra. Voafetra ihany ny vola ampiasain’izy ireo. Tezitra mafy noho izany i Meza sy Mahaly. Nanoro hevitra azy ireo i Mosa fa ny fahaizana mitahiry ny vokatra mora simba no tsy hahafaty antoka azy ireo.
Â
Avec son budget limité, Mosa, le collecteur, ne peut pas collecter les produits de tous les agriculteurs de Marofody. Cela rend furieux Meza et Mahaly. Mosa leur conseille de transformer leurs produits pour qu’ils puissent les conserver plus longtemps.