Nandalo hanara-maso ny asan’i Meza i Mindaisoa, ilay mpampiofana ny mpamboly ao Marofody momba ny fandrafetana tetikasa. Mbola sahirana amin’ny fandraisana ny vahiny kely ry Meza. Nanamafy i Mindaisoa fa tokony hohatsaraina ny fitaovana ary efa nampianarina ireo mpiofana fa tsy maintsy atao anatin’ny tetibolan’ny tetikasa izany.
Mindaisoa, le formateur en gestion de projet, est passé voir l’avancement de la production d’huile de Meza. Ce dernier est encore submergé par leur nouveau-né et ses problèmes d’argent. Mindaisoa insiste pour que Meza améliore ses outils de travail et qu’il a déjà été dit durant la formation que cela doit être inclus dans le budget prévisionnel.