COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique/Tantara

©Studio Sifaka
Mahaly et sa femme Santa peinent à trouver des solutions face à la concurrence avec Meza.

Andian-tantara 4 « Hafatry » - Fizarana fahaenina

Mbola velona ny fialonana sy ny fifaninanana amin’i Mahaly sy Meza. Tia hivarotra lafo kokoa ny menaka vokariny i Mahaly kanefa ny fahefamividin’ny mpanjifa nihena vokatry ny fahamehana ara-pahasalamana. Sahiran-tsaina mitady vahaolana izy sy i Santa vadiny. 


Studio Sifaka · SERIE 4 Tsy nampoizina EPISODE 6

La jalousie et la concurrence règnent encore entre Meza et Mahaly. Ce dernier veut vendre son huile plus chère alors que le pouvoir d’achat des clients a baissé à cause du confinement. Mahaly et sa femme Santa peinent à trouver des solutions.