Tia hiditra hanao sekoly alahady i Tema nefa miahotra i Meza sao hanakana azy amin’ny fianarana izany. Hanala fanadinana mantsy i Tema. Nilaza anefa pasitera fa vao mainka ary hanampy azy izany. Momba ny asam-pamokarana kosa, mitantara amin'i pasitera i Meza fa ho tohizana hatrany ny fambolena toy ny fanao mahazatra.
Tema veut suivre des cours de cathéchèse mais Meza hésite un peu vu qu’il est en classe d’examen en ce moment. Le Pasteur l’assure que cela va l’aider dans ses études. Quant à la production, Meza raconte au Pasteur qu’ils continuent comme d’habitude.
Â