Nisaotra an’i Meza tamin’ny nanampiany azy tamin’ny fisintomana ny ombiny latsaka tao an-tatatra i Mahaly. Nitohy ny fifampiresahana ary samy resy lahatra izy ireo fa hivondrona ao anatin’ny kaoperativan’ny mpamboly ao Marofody.  Niravina ny disadisa ary lasa namitram-pihavanana tany anaty bar izy roa lahy.
Mahaly a remercié Meza de l'avoir aidé à tirer son bœuf qui s’est coincé dans un fossé. Cela a semble-t-il permis de rétablir leur amitié, car la discussion s’est poursuivie et ils étaient tous deux convaincus de rejoindre la coopérative d’agriculteurs de Marofody. Leur diffèrent s’est atténué et ils se sont réconciliés dans un bar.