COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique/Tantara

©Studio Sifaka
Alima et Velotody dans les champs.

Andian-tantara 6 « Fotaka an-tokonana » - fizarana fahatelo

Andeha hivarotra ny taozavatra vitany, tamin’ny alalan’ny fanodinana fako, nandritra fihibohana I Alima. Ny vahiny no tena liana amin’ny asa tanana vita Malagasy. Etsy an-daniny, kely ny masombolin’I Velotody. Manome torohevitra azy hahay hitantana I Alima.

Studio Sifaka · SERIE 6 Fotaka antokonana EPISODE 3

Alima va aller vendre ses travaux manuels fabriqués Durant le confinement. Ce sont les étrangers qui s’interessent le plus au “made in Madagascar”. De son côté, Velotody se plaint du nombre de ses pousses, elles ne sont pas assez. Alima lui donne des conseils pour mieux les gérer.