COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique/Tantara

©Studio Sifaka
Romain explique au Maire sur les actes de vandalisme à Andranofady.

Andian-tantara 6 « Fotaka an-tokonana » - fizarana fahaefatra

Tonga nitaraina tamin’ny ben’ny tanàna tao amin’ny biraony ao amin’ny kaominina momba ny tsy fandriam-pahalemana ao Andranofady I Romain. Sakana ho an’ny fampandrosoana ny toekarena eo an-tanàna izany hoy izy. Nambaran’ Ingahy Mera nandritra izany fa noho ny fahamaroan’ireo tanora tsy an’asa no mahatonga ny firoborobon’ny asan-jiolahy.  Tapaka fa hamory ny herivelona rehetra ao amin’ny kaominina izy hijerena izay vahaolana hampandriana fahalemana.

Studio Sifaka · SERIE 6 Fotaka antokonana EPISODE 4

Romain s'est présenté à la mairie de la commune d'Andranofady pour évoquer le problème l’insécurité dans le village . C'est un obstacle au développement de l'économie de la ville, a-t-il déclaré. Le maire a évoqué que cela est dû à l’augmentation du taux de chômage chez les jeunes.  Il a été décidé qu'il mobilisera tous les acteurs et les autorités compétentes de la commune pour trouver une solution afin de ramener la paix.