COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Le Dr Setra conseille à Zanety de demander de l’aide à ses proches.

Andian-tantara 6 « Fotaka an-tokonana » - fizarana fahadimy

Mitondra ny zanany kely tsy salama eny amin’ny CSB I Zanety rehefa lany aiky nitsabo tany an-trano. Voatery nijano teny anefa izy mianaka satria nila narahina maso ilay zaza. Miahiahy ny amin’ny mety hazoany ny tsimokaretena eny anefa I Zanety amin’ny fisian’ny marary mivezivezy ao amin’ny CSB. Antony tsy nanatonany Dokotera. Nitohy ny resaka teo amin’izy ireo ka velon-taraina tamin’ny afitsoky ny coronavirus teo amin’ny fiainam-tokatranony tamin’I Dokotera izy. Manoro hevitra an’I Zanety I dokotera Setra, mba hiantso vonjy amin’ny havany.

Studio Sifaka · SERIE 6 Fotaka antokonana EPISODE 5

 Zanety emmène son enfant malade au CSB après avoir essayé de le guérir chez elle.  Après diagnostic du docteur, ils ont tous deux dû rester au centre de santé car l'enfant avait besoin d'être surveillé.  Durant ce temps, Zanety dévoille sa frustration de se rendre chez les CSB de peur  de contracter le coronavirus en présence de autres patients. La conversation s'est poursuivie et elle s'est plainte ensuite de l’impact de la Covid 19 sur sa vie de couple et sur sa famille.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter