COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique/Tantara

©Studio Sifaka
Saotra fait des avances à Kalozara.

Andian-tantara 6 « Fotaka an-tokonana » - fizarana fahafito

Tonga hitady an’I Mr Jhonny, filohan’ny fikambanan’ny mpanjono ao Antanamivony i Saotra zanak’i Mera. Mbola any an-driaka i Mr Jhonny ka ilaozan’i Saotra mampiresaka an’i Kalozara zanany. Misisika mafy i Saotra na efa mandà aza ity farany.

Studio Sifaka · SERIE 6 Fotaka antokonana EPISODE 7

Saotra, le fils du Maire, cherche Mr Jhonny, president de l’association des pêcheurs d’Antanamivony. Ce dernier n’est pas encore arrivé à son domicile. Saotra profite alors pour draguer sa fille, Kalozara. Il insiste, même si la jeune fille refuse ses avances.