COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique/Tantara

©Studio Sifaka
Valitera et Jhonny, au bord de la mer discutant du redressement économique de la pêche.

Andian-tantara « Hafatry » - Vodiandro ho merika – fizarana faharoa

Milaza amin’I Jhonny I Valitera fa mila ny hevitry ny mpikambana ao amin’ny seha-pihariana jono izy momba ny fanarenana ny toe-karena ao Andranofady. Manambara I Jhonny fa sehatra anisan’ny voa mafy mihitsy ny jono tao anatin’ny krizy. Nanome vahaolana teo moa izy hanarenana izay sehatry ny jono izay.

 


Studio Sifaka · SERIE 7 Vodiandro ho merika EPISODE 2

Valitera rappelle à Jhonny l’importance de l’avis des composants du secteur pêche pour le relèvement économique du secteur à Andranofady. Jhonny lui martèle que la pêche est un des domaines qui a le plus souffert de cette crise et propose des solutions pour aider à la relance du secteur.