COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Kalozara et sa mère Alima exposent les idées à proposer à Valitera.

Andian-tantara « Hafatry » - Vodiandro ho merika - fizarana fahatelo

Nifampiresaka momba izay holazaina amin’I Valitera mandritra ny fivoriana momba izay hevitra hanarenana ny toe-karena I Kalozara sy ny reniny. Nitaraina ny amin’ny fahasahiranany I Alima reniny nandritra izany satria mbola sarotra ny mivarotra ny asa tanany amin’izao, sady lafo rahateo ny ba izay akora fototra anamboarany ireo poketra amidiny. Samy nandroso sosokevitra sy nifandresy lahatra ny amin’ny hanampiana ny mpanao asantanana teo izy mianaka.


Studio Sifaka · SERIE 7 Vodiandro ho merika EPISODE 3

Kalozara et sa mère discutent de ce qu'il faut dire à Valitera, lors de la prochaine réunion portant sur le recueil d'idées dans l’optique de relancer l’économie du village. Sa mère, Alima, se plaint de sa situation économique, vu qu’il est encore difficile de vendre ses produits artisanaux. Le problème réside également au niveau du prix des matières premières pour ses sacs, devenus trop chers, s’exclame-t-elle.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter