Miara-mivory amin’ny ben’ny tanàna ny mpandraharaha madinika. Manolo-kevitra an’ny ben’ny tanàna izy ireo mba hanamboarana haingana ny lalana ary ireo tanora tsy an’asa ao Andranofady no hasaina miasa ao anatin’zany. Misy tetik’asa ihany koa hatolotr’izy ireo hanatevenana ny pôlisy kaominaly ka ry zareo mpandraharaha no hanohana ara-bola ny fanatsarana izany. Mankasitraka ireo tolo-kevitra I Stanislas.
Tsizehena et Mahefa présentent au maire quelques idées pour redresser l’économie et fournir des emplois aux jeunes chômeurs d’Andranofady. Il s’agit, entre autre, de la construction des routes. Ils proposent aussi d’augmenter le nombre de police communal. Ils financeront les besoins de ces polices.








